Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 7:2 - Baiboly Katolika

2 Vao tafiditra teo amin’ny fanjakan’ny razany izy, dia nosamborin’ny miaramila i Antiôkosy sy i Lisiasy, hoentiny mankany aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Fony i Demetry nizotra ho any amin’ny lapan’ireo mpanjaka razany, dia nosamborin’ny miaramila i Antiôkôsa sy i Lisià mba hoentina mankeo aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 7:2
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra