Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:19 - Baiboly Katolika19 Niala tao Jerosalema i Bakidesa dia nandeha nitoby teo Bezeta, nasainy nosamborina ny maro tamin’ireo niendaka tsy hiandany aminy intsony, mbamin’ny sasantsasany tamin’ny vahoaka, dia novonoiny ary navariny tao amin’ilay lava-drano lehibe ny fatin’izy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Niala tao Jerosalema kosa i Bakida, dia nandeha nampitoby tafika tao Bety-Zeta; ary nampisambotra olona maro niandany taminy sy Jiosy hafa sasantsasany izy, ka nampamono azy sy nampamarina ny fatiny tao amin’ilay lava-drano lehibe. Jereo ny toko |