Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:18 - Baiboly Katolika18 Koa raiki-tahotra sy nivadi-po ny vahoaka rehetra, fa tsy misy intsony izay rariny sy hitsiny amin’izy ireo, hoy ny olona, satria ny fanekena amam-pianianana nataony, nivadihany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Koa raiki-tahotra sy nivadi-po ny vahoaka jiosy rehetra tamin’izay sady loa-bolana hoe: «Tsy misy rariny sy hitsiny ao amin’ireo olona ireo, satria ny fifanekena amam-pianianana nataony no nivadihany.» Jereo ny toko |