Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:16 - Baiboly Katolika16 Ka natoky izany izy ireo, kanjo nasain’io nosamborina ny 60 tamin’izy ireo, ka nasainy novonoina tamin’ny indray andro ihany, araka ny tenin’ny Soratra Masina hoe: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Dia natoky an’i Alkima ireo, kanjo nasain’io nosamborina ny enimpolo tamin’ny mpahay lalàna, ka nasainy novonoina tamin’ny indray andro ihany, araka ny voalazan’ny Soratra Masina hoe: Jereo ny toko |