Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 7:15 - Baiboly Katolika

15 Dia nanao tenim-pihavanana tamin’izy ireo tokoa io, sady nianiana izy hoe: «Tsy mihevitra akory ny hanisy ratsy anareo na ny sakaizanareo izahay.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Dia nanao tenim-pihavanana tamin’ireo mpahay lalàna tokoa i Alkima, sady nianiana hoe: –Tsy mihevitra akory ny hanisy ratsy anareo na ny sakaizanareo izahay.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 7:15
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra