Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 7:14 - Baiboly Katolika14 «Mpisorona taranak’i Aarôna no miaraka amin’ny tafika ka tsy mety hanisy ratsy antsika io.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 fa hoy ireo hoe: «Mpisorona taranak’i Aharôna io Alkima tonga niaraka tamin’ny tafi-panjakana io, ka tsy hanisy ratsy antsika.» Jereo ny toko |