Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 7:10 - Baiboly Katolika

10 Nony nandeha izy ireo, ka tonga tany amin’ny tanin’i Jodà nitondra tafika lehibe, dia nandefa iraka nitondra tenim-pihavanana ho any amin’i Jodasy mbamin’ireo rahalahiny hamitahana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Nony nandeha izy roa lahy, dia niaraka tamina tafika goavana; vao tonga tany Jodea ireo, dia nandefa iraka nitondra tenim-pihavanana ho any amin’i Joda mbamin’ireo rahalahiny hamitahana azy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 7:10
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra