Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 6:8 - Baiboly Katolika

8 Raha nandre izany vaovao izany ny mpanjaka, dia azon-tahotra mafy sy notsindrian-tebiteby lozan-tany, ka nidaboka teo amin’ny fandriany, sy nandraiki-nararin’alahelo, fa tsy tanteraka ny faniriany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Rehefa nandre izany vaovao izany ny mpanjaka, dia azon-tahotra mafy sy notsindrian-tebiteby lozan-tany, ka nandraiki-mararin’alahelo sy nidaboka teo amin’ny fandriany, satria tsy araka ny naniriany azy ny fandehan-javatra.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 6:8
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra