Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 6:7 - Baiboly Katolika

7 noravany ny fahavetavetana natsangana teo ambonin’ny ôtely, tany Jerosalema, nohodidininy manda avo toy ny taloha indray ny tempoly; toy izany koa no nataony tany Betsora, anankiray amin’ny tanànany.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Noravany ilay zava-mahatsiravina natsangan’ny mpanjaka teo ambonin’ny alitara fisoronana tao Jerosalema; nohodidininy manda avo toy ny taloha indray ny tempoly; ary nohamafisiny toy izany koa i Bety-Tsoro, anankiray amin’ireo tanànan’i Antiôkôsa.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 6:7
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra