Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 6:63 - Baiboly Katolika

63 Izay izy dia niainga maika dia maika hiverina ho any Antiôkia, izay nahitany an’i Filipo, efa tonga tompon’ny tanàna, ka niady taminy izy, dia azony ny tanàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

63 Izay izy vao niainga maika dia maika hiverina any Antiôkia izay nahitany an’i Filipo efa tonga tompon’ny tanàna. Dia niady tamin’i Filipo izy, ka nahazo an-kery ny tanàna.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 6:63
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra