Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 6:60 - Baiboly Katolika

60 Sitraky ny mpanjaka sy ny mpifehy izany teny izany, ka naniraka olona hanao raharaham-pihavanana amin’izy ireo izy, ary nanaiky izany izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

60 Sitraky ny mpanjaka sy ny filohan-tafika izany teny izany; ka nandefa iraka i Lisià hanao raharaham-pihavanana amin’ny Jiosy izay nanaiky izany rahateo.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 6:60
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra