Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 6:6 - Baiboly Katolika

6 fa hoe: «Nony nandroso nitondra tafika lehibe dia lehibe i Lisiasy, dia voatery handositra teo anoloan’ny Jody, ka ireo kosa nampitombo ny heriny tamin’ny fiadiana mbamin’ny miaramila sy ny babo azony tamin’ny tafika resy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Nandroso nitondra tafika matanjaka dia matanjaka i Lisià, kanefa voatery nandositra teo anoloan’ny Jiosy; ireo kosa nampitombo hery tamin’ny fiadiana sy fitaovam-panafihana ary babo azony tamin’ny tafika izay resiny tanteraka.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 6:6
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra