Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 6:57 - Baiboly Katolika57 Nony nahare izany vaovao izany i Lisiasa dia tsy nisy nahadòdoka azy intsony afa-tsy ny hiala eo ihany. Hoy izy tamin’ny mpanjaka sy ny lehiben’ny tafika ary ny miaramila: «Isika ity mihena an-toerana isan’andro, ny hanina kely sisa ananantsika, ny toerana ataontsika fahirano voamanda, kanefa ny raharaham-panjakana izao tokony horaharahaintsika. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara57 Nony nahare izany vaovao izany i Lisià, dia dodona mafy ny hanainga, ka niteny tamin’ny mpanjaka sy ny mpitari-tafika ary ny miaramila hoe: –Isika ity mihaosa isan’andro; ny sakafo dia kely sisa ananantsika; ny toerana ataontsika fahirano voamanda mafy; kanefa ny raharaham-panjakana izao no tokony himasoantsika. Jereo ny toko |