Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 6:55 - Baiboly Katolika55 Tamin’izany i Filipo, ilay notendren’i Antiôkosy mpanjaka, fony izy mbola velona, hanabe sy hampanjaka an’i Antiôkosy zanany, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara55-56 Tamin’izay indrindra no ren’i Lisià fa tonga avy any Persia sy Media i Filipo, nombàn’ny miaramila nanaraka ny mpanjaka, ka nitady handray ny raharaham-panjakana ho eo an-tanany. Io Filipo io no voatendrin’i Antiôkôsa mpanjaka, fony izy mbola velona, mba hampianatra an’i Antiôkôsa zanany sy hanabe azy hitondra ny fanjakana. Jereo ny toko |