Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 6:54 - Baiboly Katolika54 Ka Jody vitsy foana sisa tafajanona tao amin’ny fitoerana masina, fa nihahaka samy nody any aminy avy izy, satria nandroso nandroso teo ihany ny hanoanana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara54 Noho ny mosary nananontanona mafy ny voafahirano, dia vatan-dehilahy Jiosy vitsy foana no tafajanona tao an-tempoly, fa nihahaka samy nody tany amin’ny fonenany avy ny sisa rehetra. Jereo ny toko |