Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 6:52 - Baiboly Katolika

52 Ireo nafahy rano koa nanao milina hanoherana ny an’ireto namahy rano, ka nampaharitra ela ny nanoherany azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

52 Ireo voafahirano koa namboatra milina mba hamotehana ny an’ireo mpanao fahirano, ka naharitra andro maromaro ny fanoherany azy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 6:52
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra