Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 6:51 - Baiboly Katolika51 Niorin-toby teo anoloan’ny fitoerana masina izy, naharitra andro maro, ka nanangana tilikambo fandefasam-bato, milina fiadiana, milina fandefasan-java-maranitra mirehitra mbamin’ny vato, maingoka fandefasan-jana-tsipìka, ary antsamotady. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara51 Dia nanao fahirano ny tempoly izy nandritra ny andro maromaro ka nanangana tilikambo fitifirana, nandrafitra milina fandrobahan-drindrina sy milina fandefasan-java-mirehitra na fandefasam-bato, ary koa fitaovana fandefasan-jana-tsipîka sy antsamotady. Jereo ny toko |