Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 6:49 - Baiboly Katolika

49 Nanaovany fanekem-pihavanana ny tao Betsora dia nivoaka ny tanàna izy ireo, fa efa tsy nisy hanina hoenti-mihiboka ho azy ireo ao an-tanàna, satria taona fampitsaharana ny tany tamin’izay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

49 Nanaovany fanekempihavanana ny Jiosy tao Bety-Tsoro; dia nivoaka ny tanàna ireo, fa efa tsy nanan-kanina hoenti-mihiboka ao intsony, satria taona fampialan-tsasatra ny tany tamin’izay.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 6:49
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra