Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 6:48 - Baiboly Katolika

48 Niakatra ho ao Jerosalema tamin’izay ny miaramila tamin’ny tafiky ny mpanjaka, hitsena ny Jody: dia niorin-toby hamely an’i Jodea sy ny tendrombohitra Siôna ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

48 Niakatra ho any Jerosalema tamin’izay ireo miaramilan’ny tafiky ny mpanjaka, mba hifanehatra amin’ny Jiosy; dia niorin-toby hamely an’i Jodea sy ny tendrombohitra Tsiôna i Antiôkôsa.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 6:48
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra