Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 6:47 - Baiboly Katolika47 Nahita ny herin’ny fanjakana sy izato fimamamàman’ny miaramila anefa ny Jody, ka nihataka teo anoloany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara47 Saingy nahita ny hery amam-pifofofofon’ny tafi-panjakana ny Jiosy, ka nihataka teo anoloany. Jereo ny toko |