Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 6:46 - Baiboly Katolika

46 Dia nitsorofoka tao ambanin’ny elefanta izy, dia notrobarany io ka matiny, fa nidaraboka tamin’ny tany teo amboniny kosa ny elefanta, ka maty teo i Eleazara.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

46 Ary nitsorofoka izy nankao ambanin’ny elefanta, dia notrabarany io ka matiny; fa nidaraboka nanindry azy kosa ilay elefanta, ka maty teo i Elehazara.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 6:46
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra