Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 6:44 - Baiboly Katolika

44 Noheveriny fa tao ny mpanjaka, ka nahafoy ny ainy izy hamonjy ny fireneny, sy hamelon-tantara tsy maty ny anarany mandrakizay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

44 Izany no nanaovany vy very ny ainy mba hamonjy ny fireneny sy hahazoan’ny tenany laza maharitra mandrakizay.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 6:44
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra