Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 6:43 - Baiboly Katolika

43 Ary i Eleazara, natao hoe koa i Abarôna, nahatazana iray tamin’ireo elefantan’andriana, sady avo mihoatra noho ny namany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

43 Ary i Elehazara, izay natao hoe koa Avaràna, dia nahatazana iray tamin’ireo elefanta niravaka firongom-pitaovan’andriana sady avo mihoatra noho ireo namany; ka nihevitra izy fa tao ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 6:43
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra