Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 6:42 - Baiboly Katolika

42 Dia nandroso nitondra ny tafiny hiady i Jodasy, ka 600 lahy no nitsingidina tamin’ny tafiky ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

42 Nandroso kosa i Joda sy ny tafiny mba hiady; ka enin-jato lahy tamin’ny tafiky ny mpanjaka no nitsingidina maty.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 6:42
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra