Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 6:39 - Baiboly Katolika

39 Nony mitaratra amin’ny ampinga volamena sy varahina ny tanamasoandro, dia mamirapiratra ny tendrombohitra tarafin’ireo kosa, ka manjopiaka hoatra ny fanilo afo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

39 Nony nitaratra tamin’ny ampinga volamena sy halimo ny tana-masoandro, dia namirapiratra kosa ny tendrombohitra tarafin’ny ampinga ka nanjelanjelatra hoatra ny fanilo afo.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 6:39
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra