Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 6:38 - Baiboly Katolika

38 Ny mpitaingin-tsoavaly sisa, dia nalahatr’izy ireo, ho eo an-daniny roa, amin’ny tafika, mba hanahirana ny fahavalo sy hiaro ny antoko-miaramilany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

38 Ny mpitaingin-tsoavaly sisa kosa nalahatr’i Antiôkôsa ho eo an-daniny roa amin’ny tafiny mba hanaritaka ny fahavalo sy hiaro ny antoko miaramilany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 6:38
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra