Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 6:37 - Baiboly Katolika

37 Eo ambonin’ny isan’elefanta, nisy tilikambo hazo mafy, ho fiarovana azy. Mifatotra manodidina ny tenany, amin’ny anjan-koditra, ka mpiady roa amby telopolo lahy, miady ao amin’io tilikambo io, no entin’ny elefanta iray, afa-tsy ny mpiandry azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

37 Eo ambonin’ny elefanta tsirairay avy, dia nasiana tilikambo hazo mafy nafatotra anja-koditra manodidina ny tenany, ka niaro ny mpiady efatra sy ny mpitarika elefanta, izay samy tao anatin’io tilikambo hazo io.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 6:37
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra