Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 6:36 - Baiboly Katolika36 Ireo an-tsoavaly ireo dia raikitra ho eo amin’izay misy ity biby mandrakariva, izay alehan’io no alehan’ireo koa, fa tsy misaraka aminy na oviana na oviana ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 Ireo an-tsoavaly ireo dia raikitra mandrakariva ho eo amin’izay misy ilay biby; izay alehan’io no alehan’ireo koa, fa tsy manalavitra azy na oviana na oviana ireo. Jereo ny toko |