Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 6:35 - Baiboly Katolika

35 Nozarainy hatao anelanelan’ny isan-tokony avy ireo biby ireo, ka isan’elefanta dia notronin’ny miaramila 1.000 miakanjo fiarovan-tratra, makarakara vy, misatroka satroka varahina, ary mpitaingin-tsoavaly 500 voafantina, nilahatra teo anilany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

35 Nozaraina hatao eo afovoan’ny antoko miaramila ireo biby ireo, ka isan’elefanta dia notronin’ny miaramila vondron-tafika iray samy manana akanjo vy fiarovan-tena sy satroka halimo; ary nisy mpitaingin-tsoavaly dimanjato voafantina nilahatra teo anilan’ny elefanta tsirairay.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 6:35
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra