Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 6:33 - Baiboly Katolika

33 Nifoha maraina koa ny mpanjaka, nasainy niainga tampoka nihazo ny lalana mankany Bety Zakaria ny tafiny, ka dia nivonon-kamely sy nampaneno trômpetra ny miaramila.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Nifoha vao maraina i Antiôkôsa, ka nampiainga tampoka ny tafiny hihazo ny lalana mankany Bety-Zakarià; ary nivonon-kamely sy nampaneno trômpetra ny miaramilany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 6:33
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra