Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 6:32 - Baiboly Katolika32 Tamin’izay, nialan’i Jodasy ny manda ka lasa izy nitoby tao Bety Zakaria, tandrifin’ny tobin’ny mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 Tamin’izay i Joda no nandao ny fahiranon’ny toera-mafin’i Jerosalema ka lasa nitoby tao Bety-Zakarià, tandrifin’ny tobin’ny mpanjaka. Jereo ny toko |