Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 6:3 - Baiboly Katolika3 dia nankany izy, ka nitady haka hamabo ny tanàna; kanjo tsy nahomby izy, fa fantatr’ireo tompon-tanàna ny fikasany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Dia nankany amin’ilay tanàna i Antiôkosa ka nitady haka sy hambabo azy, kanjo tsy nahomby. Nahalala ny fikasany manko ireo tompon-tanàna, Jereo ny toko |