Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 6:29 - Baiboly Katolika29 Nisy miaramila mpikarama koa, tonga teo aminy, avy amin’ny fanjakana hafa sy amin’ny nosin-dranomasina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Tonga teo aminy koa ny miaramila mpikarama, avy amin’ny fanjakana hafa sy avy amin’ny nosin-dranomasina. Jereo ny toko |