Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 6:28 - Baiboly Katolika28 Nentin-katezerana ny mpanjaka, nony nandre izany, ka nantsoiny avokoa ny sakaizany, ny mpitari-tafiny, mbamin’ireo mpifehy ny mpitaingin-tsoavaly. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Nentin-katezerana i Antiôkôsa mpanjaka, rehefa nandre izany; ka nantsoiny avokoa ny «sakaizan’ny mpanjaka» sy ny mpitari-tafika mbamin’ireo mpifehy ny mpitaingin-tsoavaly. Jereo ny toko |