Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 6:27 - Baiboly Katolika27 Ka raha tsy sakananao faingana mialoha izy, dia handroso eo ihany, ka tsy ho azonao tohaina intsony.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Raha tsy sakananao faingana izy, dia handroso hatrany ka tsy ho azonao tohaina intsony. Jereo ny toko |