Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 6:25 - Baiboly Katolika25 Ary tsy taminay ihany izy no naninji-tanana, fa tamin’ireo tany mifanolotra aminay rehetra koa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Ary tsy izahay ihany no naninjirany tanana, fa faritany rehetra mifanolotra aminay koa. Jereo ny toko |