Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 6:24 - Baiboly Katolika24 Noho izany dia tonga fahavalonay ny zanaky ny vahoakanay; izay rehetra aminay tafalatsaka eo an-tanany dia voavono avokoa, ny lovanay norobainy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Izany no nahatonga ny mpiray firenena aminay ho fahavalonay; izay rehetra anisanay ka tafalatsaka eo an-tanany dia voavono ho faty avokoa ary voaroba fananana. Jereo ny toko |