Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 6:22 - Baiboly Katolika

22 Ka nandeha nankany amin’ny mpanjaka, nilaza taminy hoe: «Miandry mandra-pahoviana ianao vao hanome rariny anay, sy hamaly ny ratsy natao tamin’ny rahalahinay?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 nankany amin’ny mpanjaka Antiôkôsa Eopatôra ka nilaza taminy hoe: –Miandry mandra-pahoviana ianao vao hampihatra famaizana amin’ny fahavalonay ary hamaly ny ratsy natao tamin’ny namanay?

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 6:22
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra