Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 6:21 - Baiboly Katolika

21 Afa-nandositra anefa ny sasany tamin’izay nafahy rano, sady nisy Israelita maromaro mankahala ny fivavahana koa, nikambana tamin’izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Kanefa nisy afa-nandositra ihany ireo fahavalo natao fahirano sady nisy Israelita vitsivitsy mpankahala fivavahana koa niara-dia taminy

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 6:21
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra