Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 6:20 - Baiboly Katolika20 Dia nivory izy rehetra, nanao fahirano azy, tamin’ny taona faha-150, ary nanorina tilikambo fanipazam-bato sy milina hamelezana azy, izy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Dia nivory izy rehetra ary nanao fahirano ilay toera-mafy, tamin’ny taona faha-150; nanorenany tilikambo fandefasam-bato teo ary koa milina fandrobahan-drindrina. Jereo ny toko |