Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 6:2 - Baiboly Katolika2 manan-tempoly be zava-tsarobidy, misy fiadiana volamena, fiarovan-tratra, fiadiana navelan’i Aleksandra zanak’i Filipo, mpanjakan’i Masedoanina, ilay nanjaka voalohany tamin’ny Grika, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 io tanàna io dia manana tempoly feno zava-tsarobidy sady mirakitra fitaovana volamena fitondra an’ady sy akanjo vy fiarovan-tena ary fiadiana izay navelan’i Aleksandra zanakalahin’i Filipo sy mpanjaka masedônianina nanjaka voalohany tamin’ny Grika. Jereo ny toko |