Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 6:18 - Baiboly Katolika

18 Ny miaramila tao amin’ny manda dia namahy an’i Israely tao amin’ny manodidina ny fitoerana masina, nataony lalandava izay hahasosotra azy ary nitsangan-ko tohan’ny firenena.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Ny miaramila izay tao amin’ny toera-mafin’i Jerosalema dia nisakana ny Israelita tsy hivezivezy manodidina ny tempoly sy nanao mandrakariva izay hahasosotra azy ary nitady kosa izay hanamafisan-toerana ny hafa firenena.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 6:18
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra