Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 6:17 - Baiboly Katolika17 Rehefa nandre ny nahafatesan’ny mpanjaka i Lisiasy, dia natsangany hanjaka handimby azy i Antiôkosy zanany, izay notezainy hatramin’ny fahazazany sy nomeny anarana hoe Eopatôra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Rehefa ren’i Lisià ny nahafatesan’ny mpanjaka, dia natsangany handimby azy i Antiôkôsa zanany lahy, izay notezainy hatramin’ny fahazazàny sy nomeny fanampin’anarana hoe Eopatôra. Jereo ny toko |