Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 6:15 - Baiboly Katolika15 Nomeny azy ny satroboninahiny, ny akanjony, ny fitomboka, nasainy nampianatra an’i Antiôkosy zanany sy hanabe azy hitondra ny fanjakana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Nomeny azy ny satroboninahiny sy ny fanamiany ary ny peratra misy fitomboka; nasainy koa izy hampianatra an’i Antiôkôsa zanany lahy sy hanabe azy hitondra ny fanjakana. Jereo ny toko |