Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 6:14 - Baiboly Katolika

14 Dia niantso an’i Filipo, anankiray amin’ireo sakaizany izy, ka nanendry azy hitondra ny fanjakany manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Dia nantsoin’i Antiôkôsa i Filipo, izay anankiray amin’ireo «sakaizan’ny mpanjaka», ary notendreny hitondra ny fanjakany manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 6:14
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra