Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 6:13 - Baiboly Katolika13 Koa fantaro fa noho izany no niharan’izao loza izao amiko, ary indro aho ho faty amin’alahelo lehibe, atỳ an-tanin’olon-kafa.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Koa fantatro fa noho izany no niharan’izao loza izao amiko; ary indro aho fa ho faty amin’alahelo lehibe aty an-tanin’olona aty. Jereo ny toko |