Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 6:12 - Baiboly Katolika12 Tsaroako anefa izao ny ratsy nataoko tany Jerosalema fa nentiko avokoa ny fanaka volamena sy volafotsy hita tao, ary nandefa tafika aho handringana, tsy misy antony, ny mponina rehetra tany Jodea. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Saingy tsaroako izao ny ratsy nataoko tany Jerosalema; fa nentiko avokoa ny fanaka volamena sy volafotsy izay tao, ary nisy tafika nalefako mba handringana tsy amin’antony ny mponina rehetra tany Jodea. Jereo ny toko |