Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 6:11 - Baiboly Katolika11 ka hoy aho anakampo: Alahelo lehibe manao ahoana ity mahazo ahy, ary hantsan-dàlina manao ahoana ity nilatsahako izao? Ilay izaho tsara fo sy tiana teo amin’ny fanjakako teo iny! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 ka hoy aho anakampoko: Alahelo lehibe manao ahoana ity mahazo ahy, ary onja goavana manao ahoana ity ihitsohako ankehitriny? Kanefa sambatra sy notiavina aho, fony aho mbola nahery fahefana. Jereo ny toko |