Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

1Makabeo 6:1 - Baiboly Katolika

1 Tamin’izany i Antiôkosy mpanjaka nitety ireo faritany avo. Nony reny fa any Persa any amin’i Elimaida, misy tanàna anankiray malaza amin-karena, be volafotsy sy volamena,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Tamin’izay i Antiôkôsa mpanjaka dia nitety ireo faritra avo ka nandre fa hoe ao Elimaîda, any Persia, dia misy tanàna anankiray malaza ho manan-karena, be volafotsy sy volamena;

Jereo ny toko dika mitovy




1Makabeo 6:1
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra