Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 1Makabeo 5:9 - Baiboly Katolika9 Nitambatra ireo firenena any Galaada hamely ny Israelita monina eo amin’ny faritaniny, handringanany azy, fa lasa nialoka tao amin’ny mandan’i Datemàna kosa ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Nitambatra ny hafa firenena tao Gilehada mba hamely sy handringana ny Israelita nonina teo amin’ny faritaniny; fa lasa nialoka tao amin’ny tanàna mimanda atao hoe Datemà kosa ireo. Jereo ny toko |